Entrée | 1 fitsitsy |
Radical | 2 tsitsy |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 Fomba entina mitsitsy, izany hoe tsy mandanilany foana, mandala 5 Azo tsitsina [1.1] |
Exemples |
6 Tamiko anefa, ninoako fa matoa toy izao ny endriky ny zavatra nihatra tamiko, dia indrindra satria mahantra izahay, ka tsy fitsitsy ary tsy misy misakantsakana amin' izay tiana hatao sy tiana hotenenina. [2.472#] |
Mis à jour le 2023/04/14 |