Entrée | 1 fitsitaitaihana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Filatsahana tsy misesy fa mielanelana: Hararaoty izao mbola fitsitaitaihan' ny orana izao fa hirotsaka be io rehefa afaka kelikely Fanenon-dakolosy maneno dia miato: Ny fitsitaitaikan' ny lakolosim-paty Fahatongavana tsikelikely, miandalana: Nahoana dry no tsy tonga indray miaraka ianareo? Mahasosotra izao fitsitaitaihanaizao |
Radical | 4 tsitaitaika |
Synonymes | 5 fitsitaitaika |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |