|
|
|
|

Entrée1  fitsinkafonana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fihevahevana eny ambony rano tsy mety milentika: Ny mahatonga ny fitsinkafonana, dia noho ny tenan' ilay zavatra maivana noho ny rano
Fitrangan-javatra nafenina ho hitan' ny be sy ny maro: Menatra tsy te hijery olona izy noho ny fitsinkafonan' ny lainga be nataony
Radical  4  tsinkafona

Anagrammes  5  fifanintsanako, fitsinkafonana, nofinafantsika

Mis à jour le 2025/01/21