|
|
|
|

Entrée1  fitsingoloka
Radical  2  tsingoloka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Toetra na fomban' ny olona na zavatra mitsingoloka, izany hoe mirona ka ny loha no lasa ambany, na mitady hanambaka an-kafetsena, na mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20