|
|
|
|

Entrée1  fitsinginana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fandraisana (zavatra) amin' ny loha rantsana: Nahasosotra ahy ny fitsinginany ilay taratasy nomeko azy, ohatra ny dia zavatra maloto
Fakana izay voafihina amin' ny loha rantsana, izany hoe zavatra pitiny kely
Radical  4  tsingina

Mis à jour le 2024/12/11