Entrée | 1 fitsingatorana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fahapotrahana manan-toetra manokana ka miainga ny ilany vao mianjera; fahalavoana mitsingadina mankany andamosina ny fidabony |
Radical | 4 tsingatotra |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |