|
|
|
|

Entrée1  fitsindrohana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitsaingohan' ny vavam-borona voan-javatra amin' ny tany: Ny fitsindrohan' ny vorona ny voa amin' ny tany no ivelomany
Fandraisana zava-pihinana latsaka amin' ny tany: Nifaninana tamin' ny fitsindrohana ny voankazo latsaka tamin' ny tany ny ankizy
Radical  4  tsindroka

Mis à jour le 2024/12/11