|
|
|
|

Entrée1  fitsimponana
Radical  2  tsimpona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fakana tsirairay: Nahoana no dia ela toy izao ny fitsimponanao ny vato amin' ny vary?
Fifantenana, izay mahatonga haka tsirairay, fa tsy manao fao-be amin' izao: Mafy dia mafy ny fitsimponana ny mpianatra halefa hanohy fianarana any ampita
Fanararaotana ny vava latsaka na ny teny diso sendra lasa, mba hamelezana: Tandremo tsara ny fitenenana fa mahay Rangahy to amin' ny fitsimponana ny tenin' ny sasany

Anagrammes  5 

Mis à jour le 2025/01/21