|
|
|
|

Entrée1  fitsimbinana
Radical  2  tsimbina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fitandremana, fikarakarana tsara, fiahiana: Ny fitsimbinana ny kamboty
Fanaovana izay tsy hahasimba na hahakely, fitandrovana: Ho fitsimbinana ny voninahitrao no nanaovako izao
Fanampiana, fanasoavana, na fiantrana: Ataovy itỳ ho fitsimbinana ny mahantra

Mis à jour le 2024/12/11