Entrée (1/2) | 1 fitsimbadihana |
Radical | 2 tsimbadika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fikodiadiavana, fihodinkodinana: Tsy hita holazaina ny fitsimbadibadihan' Ikoto teo am-pandriana nandritra ny alina fa naharary azy, hono, ny nifiny Fihohofana: Ny fitsimbadihan' ny lakana no nahafaty azy Fivadihana, fiovana tanteraka: Tsy aisy nanampo ny fitsimbadihan' ny heviny toy izao |
Entrée (2/2) | 5 fitsimbadihana |
Partie du discours | 6 nom |
Explications en français |
7 [1.13] transposition |
Vocabulaire |
8 Mathématiques: géométrie |
Mis à jour le 2024/12/11 |