|
|
|
|

Entrée1  fitsilanesana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fandriana ka ny lamosina no atao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony: Ny filanesana no fomba fandriana ahazoana aina tsara indrindra
Radical  4  tsilany

Mis à jour le 2024/12/11