|
|
|
|

Entrée1  fitsikiloana
Radical  2  tsikilo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay rehetra ataon' ny olona iray, nefa tsy hitany; fitarafana, fizahana taratra: Raharaha sarotra ny fitsikiloana

Anagrammes  5 

Mis à jour le 2025/01/21