|
|
|
|

Entrée1  fitsikarakara
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mitsikarakara na makarakara, izany hoe mahalana ny rafiny na ny tenony na ny rariny ka hita ny ao anatiny: Tsy tiako ity lamba ity noho ny fitsikarakarany
Radical  4  tsikarakara

Anagrammes  5  fitsikarakara, fitsirakaraka

Mis à jour le 2025/01/21