Entrée | 1 fitsikarakara |
Radical | 2 tsikarakara |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Toetran' ny zavatra mitsikarakara na makarakara, izany hoe mahalana ny rafiny na ny tenony na ny rariny ka hita ny ao anatiny: Tsy tiako ity lamba ity noho ny fitsikarakarany [1.1] |
Anagrammes | 5 fitsikarakara, fitsirakaraka |
Mis à jour le 2023/01/20 |