Entrée | 1 fitsetsahana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Firehetana haingana: Tsy mahagaga raha trano tafo bozaka dimy no may tao anatin' ny adiny iray noho ny fitsetsahan' ny afo Famaliana haingana: Tsy fitsetsahambavan' olona lahy iny Ramatoa iny! |
Radical | 4 tsetsaka |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |