|
|
|
|

Entrée1  fitsarapahana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fianjerana na fibolisàrana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika: Tapaka ny tongony tamin' ny fitsarapahany tao anaty lavaka ilay izy nody alina indray mandeha avy niandry faty
Radical  4  tsarapaka

Mis à jour le 2024/12/11