|
|
|
|

Entrée1  fitsara (tsara)
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  Fomba entina mitsara, izany hoe manavaka ny manana ny marina sy ny diso, mandanjalanja ny mety sy ny tsy mety
4  Azo tsaraina [1.1]
Exemples  5  Fa raha izany, hataon' Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao? [2.996#]
Mots composés 

Anagrammes  7  fa-tsira, fitsara, safitra

Mis à jour le 2023/04/14