Entrée | 1 fitsaohana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana lehibe: Vao tonga izy dia mari-pitsaohana no nataony teo anoloan' ny Filohan' ny Nosy Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra tokana ihany ho fankatoavana ny maha-Mpahary azy |
Radical | 4 tsaoka |
Anagrammes | 5 fitosahana, fitsaohana, fitsoahana, hatsofanay, tafahosina |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |