Entrée (1/2) | 1 fitsaihana |
Radical | 2 tsaika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy 5 Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto [1.1] |
Synonymes | 6 fitsaikana |
Entrée (2/2) | 7 fitsaihana |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 fihaonan'ny tsiry lahy sy vavy hanome tsaika [1.13] |
Explications en français |
10 fécondation [1.13] |
Vocabulaire |
11 Biologie |
Anagrammes | 12 fahitsiana, fahitsiaña, fitsaihana, fitsiahana, ifanitsaha, ifitsahana |
Mis à jour le 2023/01/20 |