|
|
|
|

Entrée1  fitsabaka
Radical  2  tsabaka
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  Fomba entina mitsabaka, izany hoe mangarona amin' ny tanana, na miditra amin' ny toerana iray, na miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany
5  Azo tsabahina: Tsy fitsabaka, rankizy, ny hanina na ny rano sotroina [1.1]

Mis à jour le 2023/10/20