Entrée | 1 fitrosana |
Radical | 2 trosa |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fividianan-javatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy tsara velively ny fitrosana fa mahatonga ny tena, araka ny filazan' ny olona hoe, "volan' olona mandehandeha" |
Anagrammes | 5 |
Mis à jour le 2025/01/21 |