|
|
|
|

Entrée1  fitrohana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fisintonana amin' ny orona na ny vava amin' ny alalan' ny rivotra: Ampianaro ny zandrin' ise fa tsy hainy ny fitrohana ny tsoka amin' ny taolana
Explications en français  4  [1.13] aspiration, absorption
Radical  5  troka

Anagrammes  6  fanohitra, fitrohana, hanifotra, hifatoran, hofantari, hofaritan, hotarafin, nafahitro, nahifotra, nifohatra, nihafotra, Ny hafatro

Mis à jour le 2025/01/21