|
|
|
|

Entrée1  fitroarana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fialana tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Ohatra ny tselatra ny fitroaran-dRabe nahita ny zanany kely nilalao tery amorontevana
Fahatairana biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra: Vaky tady Isambilo nahita ny fitroaran' ilay omby
Hatezerana, fahatezerana: Tsy nahateny Rasoa noho ny fitroaran-dRakoto vadiny
Radical  4  troatra

Anagrammes  5  fanaritrao, fitroarana, ifaroratan, nafaritrao, narafitrao, narifatrao, nifarorata

Mis à jour le 2025/01/21