|
|
|
|

Entrée1  fitrangana
Radical  2  tranga
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina
5  Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay
6  Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka [1.1]
Mots composés 

Anagrammes  8  fanatringa, fitrangana

Mis à jour le 2023/01/05