Entrée | 1 fitrandrahana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany: Tsy zava-mora akory ny fitrandrahana ny tany mba hambolena Fikarohana lalina ao anatin' ny tany: Nalaza taloha ny fitrandrahana volamena teto Anivon' ny riaka |
Explications en français |
4 [1.13] exploitation |
Exemples |
5 [5.mg.http://www.youtube.com/watch?v] D9zhS9u4Fik&feature=player_embedded=fitrandrahana vy ao Soalala miaraka amin' ny sinoa WISCO |
Radical | 6 trandraka |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |