Entrée | 1 fitotonganana |
Radical | 2 totongana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fihilanana, fihohofana: Taitra noho ny fitotonganan' ny vilany Isambilo ka nihazakazaka nanarina azy 5 Fihenana, filetsena, fitambotsoram-bidy: Nilaza ho maty antoka ny mpamboly noho ny fitotonganan' ny vidimbary 6 Fietrena, fandroronana: Tenenina hatraiza hatraiza ankehitriny ny fitotonganan' ny teny malagasy [1.1] |
Mis à jour le 2020/07/31 |