|
|
|
|

Entrée fitontonana (tontona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fianjerana midofotra; fidonana amin-javatra: Ny fitontonana amin' ny vato dia mafimafy kokoa noho ny fitontonano amin' ny tany [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05