|
|
|
|

Entrée1  fitontohitra
Radical  2  tontohitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mitontohitra, izany hoe mitohy misesy tsy mitsahatra, mifandimby tsy an-kijanona: Ny fitontohitry ny fahoriana no nahatonga ny Ntaolo hanao ilay ohatra hoe: Sorona afon' ikala adalo, ka ny aloha tsy lany, ny aoriana asesika ihany

Mis à jour le 2024/12/11