|
|
|
|

Entrée1  fitongilanana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fihilanana: Mahalasa eritreritra ahy ny fitongilanan' itỳ andry itỳ
Fironana, firaikana: Manana fitongilanana amin' ny ratsy ny olombelona
Fiangarana: Hita miharihary izao ny fitongilanan' ny mpitsara amin' ny ankilany
Explications en français  4  [1.13] inclinaison
Radical  5  tongilana

Mis à jour le 2024/12/11