|
|
|
|

Entrée1  fitondrahana (tondraka)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fihoaram-pefy: Mahalonaka ny tany manodidina ny fitondrahan' ity renirano ity 4  Fanaranam-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Teneno ny mpiandry ombinareo fa mahavoasazy ny fitondrahan' ny biby eny amin' ny volin' olona [1.1]

Anagrammes  5  fihondratana, fitondrahana

Mis à jour le 2023/01/20