Entrée |
fitomboana
(tombo)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Faharorohana: Mampiaiky volana ny fitomboan' itỳ zaza itỳ; ny fitomboan' ny sain' itỳ zaza itỳ Fihalavana: Angaha tsy fantatrao ny fitomboan' ny andro amin' ny lohataona? Fihamaroana: Manao dingan-dava ny fitomboan' ny mponina amin' itỳ tanàn-dehibe itỳ Fisondrotana: Mampimenomenona ny vahoaka ny fitomboan' ny vidim-piainana [1.1]
|
Explications en français | Accroissement, croissance [1.13]
|
Exemples |
1 | Ny fitomboana no lazain' ny hoe ' Faniriana ' eo amy ny lohateny.
[1.357]
|
2 | Hizotra hanaraka io fironana io koa ny amin' ny taona 2019, ka fitomboana mahatratra.
[1.384]
|
|
Synonymes | |
Mots composés |
|
Proverbes |
|