|
|
|
|

Entrée1  fitokanan-trano
Mots élémentaires  2  fitokanana, trano
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] fipetrahan' ny mpivady vao ao amin' ny trano anankiray, tsy mikambana amin' ny ray aman-dreniny
Exemples  5  Toa tsy mbola nisy fahavorian' olona marobe tahaka izany, na tamin' ny fitokanantrano, na tamin' ny lohavolana, na tamin' ny Isan' Enim-Bolana [2.649#]

Mis à jour le 2024/12/07