|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fitohana (tohana)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, zavatra iankinana: Tsy toy izao velively ny fomba fitohan' ny voninkazo amin' ny rindrina 4  Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, misy zavatra manakana: Ny fitohan' ny rano any irà no mahakely ny rano manondraka ny tanimbolintsika [1.1]

Entrée (2/3)5  fitohana (tohana)
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  Toetran' ny olona mitohana, izany hoe maharitra fotoana elaela tsy mivalana [1.1]

Entrée (3/3)8  fitohana (toha)
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  Fitadiavana (remby, zaha) [1.1]

Anagrammes  11  fihotana, fitohana, fotahina

Mis à jour le 2023/01/20