Entrée | 1 fitobiana |
Radical | 2 toby |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fiangonana, fitangoronana: Eto no fitobian' ny mpianatra kilasimandry alohan' ny handeha hitsangantsangana Filasiana: Mampitebiteby ny vahoaka ny fitobian' ny fahavalo tsy lavitra ny tanàna Fiavosana, fiavovonana: Maharikoriko ny fitobian' ny fako eto akaikin' ny trano eto |
Mis à jour le 2024/12/11 |