|
|
|
|

Entrée1  fitobahana
Radical  2  tobaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fitopazan' ny rano fzay mihoa-pefy: Ny fitobahan' ny rano amin' ny siny. / Mikisaha fa tsy hitahita akory ny fitobak' iny rano mangotraka entin' Ikoto iny
Habetsahana sesehena: Endre izany fitobahan' ny vary ao an-tsena! Fararano tokoa ny andro
Synonymes  5  fitobaka

Mis à jour le 2024/12/11