| Entrée (1/4) | 1 fitily |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3Voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy.
[1.1] |
| Explications en anglais |
4A Sakalava word forming the first part of many compound words used as the names of birds, viz. two swifts, a pigeon, an ibis, a starling, a shrike, and a roller.
[1.2] |
| Vocabulaire | 5 Zoologie: oiseaux |
| Synonymes | 6fody |
| Entrée (2/4) | 7 fitily |
| Partie du discours | 8 nom |
| Explications en anglais |
9[Modal noun from mitily (tily).] in the name of a species of lemur.
[1.2] 10Coquerel's Dwarf Lemur (Mirza coquereli) (north of Ambanja). [2.233] |
| Explications en français |
11microcèbe de Coquerel (Mirza coquereli) (nord d'Ambanja).
[2.233] |
| Vocabulaire | 12 Zoologie: mammifères |
| Synonymes | 13setohy, siba, tilitilivaha, tsiba |
| Tableaux et planches |
14 Les Lémuriens |
| Entrée (3/4) | 15 fitily |
| Radical | 16tily |
| Partie du discours | 17 nom |
| Explications en malgache |
18Fomba entina mitily, izany hoe mikendry, na mizaha taratra, na mitsikilo.
[1.1] |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Entrée (4/4) | 96 fitily |
| Radical | 97tily |
| Partie du discours | 98 nom |
| Explications en malgache |
99Kofehy taretra mena.
[1.1] |
| Tous les mots composés | 100fitiliadabo |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|