|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitezotezo
Radical  2  tezotezo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny lehilahy tsy miakanjo, miboridana; fihanjaka; fiboridanana

Entrée (2/2)5  fitezotezo
Radical  6  tezotezo
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.1] Toetran' ny olona na zavatra lava mahia, lava marotsaka: Oadray ity fitezotezon' ny zanakao lahy!

Mis à jour le 2024/12/11