Entrée | 1 fitenim-paritany |
Mots élémentaires | 2 fiteny, faritany |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady |
Exemples |
5 mazava amin' Andriamifidy izany satria tena nahay ny fitenimparitany malagasy izy ka afaka nana-porofo ny maha-iray azy. [2.285#] |
Vocabulaire |
6 Linguistique |
Autres orthographes | 7 fitenimparitra |
Mis à jour le 2024/12/12 |