Entrée | 1 fitehafana |
Radical | 2 tehaka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] fampikatrohana ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: arahabao amin'ny fitehafana ny mpitandro vaovao eto amin'ny fokontany! famelezana amin'ny felatanana, famelezana tehamaina: hovidinao lafo iny fitehafanao ny zanako iny |
Anagrammes | 5 |
Mis à jour le 2025/01/21 |