|
|
|
|

Entrée1  fitarihana
Radical  2  tarika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fandroritana, fisintonana: Naharary ahy ny fitarihany ahy tamin' ny sandriko
5  Fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Fitarihan' ny soavaly ny kalesy
6  Fitondrana: Eto no manomboka ny fitarihana ny rano ho ao an-tanàna
7  Fanoroana lalana: Fitarihana olona any anaty ala
8  Fitaomana: Ikezaho ny fitarihana ny namana ho amin' ny tsara
9  Fanaingana, fanentanana: Anao ny fitarihana ny fivavahana anio
10  Fibaikoana: Nomena ny Kolonely ny fitarihana ny tafika [1.1]
Explications en français  11  entraînement [1.13]
Vocabulaire  12  Technique

Anagrammes  13  fatihariña, fihiratana, fitarihana, fitraihana, tafahirina

Mis à jour le 2023/01/20