Entrée | 1 fitaratra |
Radical | 2 taratra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tamaboha fisaka fanao amin' ny varavarana izay tsy mamela ny rivotra hiditra nefa ahazoana mahita izay rehetra any ivelany: Mometaka fitaratra amin' ny varavarankely Tamaboha malamalama tsara ary nasiana manjany ao an-damosiny ka afaka mamerina ny sarin' izay zavatra eo anoloany: Alao ny fitaratra hijereko ny tarehiko fa sao misy arina |
Explications en anglais |
5 [1.2] Glass, a looking-glass, a mirror. |
Explications en français |
6 [1.3] manière de regarder, le miroir, la glace, ce qui réfléchit la lumière 7 [1.13] vitre |
Exemples |
8 Izaho, hono, izany no mba fitaratra! [2.4] 9 mba mijere tandindona aloha vao mizaha fitaratra. [2.69] 10 Farafaharatsiny soloana karakara vy madini-maso ny fitaratra. [2.117] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot fitaratra |
Article |
22 Randzavola: fitaratra ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 23 |
Mis à jour le 2025/01/21 |