|
|
|
|

Entrée1  fitantana
Radical  2  tana
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  Fomba entina mitantana na manohana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo ampamindrana miaraka amin'ny tena: Toy izao no fitantana ny zaza.
5  Fomba entina mitantana, izany hoe mizara (vola, hena, vary, sakafo) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana: Atoroy ahy ny fitantana ny hena fa tsy haiko.
6  Azo tantanana. [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31