Entrée | 1 fitanisana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanaovana tanisa. Fanononana tsirairay: Hain'Ikoto ve ny fitanisana ny anaran'ny olona ao anatin "ny fianakaviana? Filazalazana antsipiriany, famisavisana: Tsy naharitra aho fa nihataka tsy ta handre ny fitanisany ny fahoriany. |
Radical | 4 tanisa |
Mots composés |
|
Anagrammes | 6 antsafainy, fanitsiana, fitanisana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |