Entrée | fitanisana (tanisa) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanaovana tanisa. Fanononana tsirairay: Hain'Ikoto ve ny fitanisana ny anaran'ny olona ao anatin "ny fianakaviana? Filazalazana antsipiriany, famisavisana: Tsy naharitra aho fa nihataka tsy ta handre ny fitanisany ny fahoriany. [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |