|
|
|
|

Entrée1  fitanilana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fijoroana na fipetrahana tsy manatrika fa miraika amin'ny ilany iray: Manatrika no mahatsara ny sarin'ny sasany; ny fitantana kosa ho an'ny sasany.
Radical  4  tanila

Mis à jour le 2024/12/11