|
|
|
|

Entrée1  fitanika
Radical  2  tanika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina mitanika, izany hoe mahandro, mampangotraka, mampiempo: Faran'izay tsotra ny fitanika menaka.
Toetran'ny zavatra mitanika, izany hoe mahatonga hafana toy ny mampangotraka mihitsy: Ny fitaniky ny masoandro no tsy taha rehefa lohataona.
Morphologie 
5  Simple :
6  Préfixée :

Anagrammes  7 

Mis à jour le 2025/01/21