|
|
|
|

Entrée1  fitango
Radical  2  tango
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina mitango, izany hoe manapaka amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na ny laingon'ny anana; manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala.
Azo tangosana.

Anagrammes  5 

Mis à jour le 2025/01/21