|
|
|
|

Entrée1  fitangitrihana
Radical  2  tangitrika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Filentehana ao anaty...: Ny fitangitrihan' ny lefona ao anaty tany
5  Fiboiboihana, fifantsitsirana: Zava-mahagaga ny fitangitrihan' ny solitany avy any anaty tany [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31