|
|
|
|

Entrée1  fitanehana
Radical  2  tanika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fandrahoana, fampangotrahana: Fitanehana rano
5  Fampiempoana: Fitanehana menaka
6  Fanasitiliana: Ny olona taloha dia efa nahay ny fitanehana toaka [1.1]
Exemples  7  Ny fitanehana ny jaboran'omby tamin'ny ranon-davenona voatantavana no nahazoana ny savony gasy. [2.117#]
Article  8  Randzavola: fitanehana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  9  fehi-tanana, fehy tanana, fitanehana, hantefaina, hiantefana, nifetahana, nitefahana, nitehafana

Mis à jour le 2023/01/05