|
|
|
|

Entrée1  fitampisahana
Radical  2  tampisaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Firaiketana amin-javatra iray, fianianana akaiky dia akaiky, famitsahana ao ambadika, ao anaty...: Ny fitampisahany tao anaty ahitra no tsy nahitan'ny fahavalo azy.
Fiafenana, fierena: Noho ny fitampisahany tao an-tranonay no tsy nahazoan'ny mpanenjika azy.

Anagrammes  5 

Mis à jour le 2025/01/21